Karma Lyrics


Fanahy mifankalala

Lalana niharaha-nizara

Voasoratra hifandray

Hatreto sy rahatrizay

(Ni)fandray … Tanana

Niray saina … fo sy fanahy

Sedrain’…. Ny fiainana

Hatraiza … ilay vesatra

Ref :

Teny marary

Hajambana

Tsy fahalalana

Nitondra fandravana

Fifandrifiana

Vondrona iray miray hina

Mitovy saina

Mpanao kitapo miara-peno

(Fi)toviana … ho famantarana

(Tsy) nihahiana … lasam-panahy

(Fi)fandrifiana… nanambatra

Faniriana… fa rava hatrany

Ref /solo/ref

Teny marary … sedraina

Hajambana

Tsy fahalalana

Hiankinan’ny ho avy